
Date of issue: 07.05.2019
Song language: Malagasy
Miangavy Fa Tia(original) |
Ny hadalana vitantsik’ireny angamba tsisy anampiana |
Efa betsaka tsy ho lazaiko anao, nanjary nahalalana anao |
Ka raha hoe tsy de mikenona ho anao |
Zaho tsy mahay miteny, tsy mahay zao sy zao |
Kely izay vita natao, efa mba natolotro anao |
Miangavy, diso aho raha mba manontany |
Misaina tsy latsaka ambany |
Nahoana raha ovana fitia? |
Tsy tana intsony fa ho lazaiko androany |
Tsy mitombina fa lasa mankany |
Manaloka misoko mangina |
Asa ngamba izany ve no atao hoe tia? |
Ref: Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso |
Zay nantenaiko indray mi-pimaso, ilay tsikinao |
Raha namisavisa, ny tontolo rehetra hiova paradisa |
Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin’ny ankaso |
Ny ahy rehefa tia! |
Enw le natokisako hatrizay tsy mba namadika |
Raha ny faniriako anie enw ho lasa vadiko |
Tiako tsika hiaraka fa tsy namana fotsiny |
Na ny ranomanitrao ary haiko hatramin’ny fofony |
Aza lavin’aho f’henoy aloha zay ato am-poko |
Enw rahateo koa efa haiko fa tsy manan-tompo |
Ka miangavy aho aza lavina le fangatahana |
Aza avelanao ho nofy le fahasambarana |
Tsy haiko ze ao an-tsainao fa nena lu ny saiko tsy mety mitombina |
Fitivana nomenao ahy hatram’zay, toa fitia sombitsombiny |
Ka lazao ze tena marina, ny ao am-ponao no tiako fantarina |
Hoe tena izy ve sa sangisangy na mpiakama lay teninao le mody mi charme |
Fa zah lu de babo, iriko isika mba en couple |
Hatram’zay nahalalako anao zay, zah tratran’ny coup de foudre |
Ka valio fa mba miandry, ny aty tena tia ka miangavy |
Hoe avadika fitia reo sangisangy, satria miankiana aminao ny ahy ny o avy |
Ref: Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso |
Zay nantenaiko indray mi-pimaso, ilay tsikinao |
Raha namisavisa, ny tontolo rehetra hiova paradisa |
Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin’ny ankaso |
Ny ahy rehefa tia! |
Any aminao any lay fitiavana misy ny fiainana norme |
Henoy zany foko midoboka sady mitapy aminao no mi pôrna |
Ny tavan ‘indry vô tazanina ôtran'ny anjely le mampanonofy |
Ny feon’indry @ alina tô tsy mijanona mandrotsirotsy |
De lazaiko am ndry androany; |
lasa henjana be ny fiovàny |
Enw tô nandray ahy ho akama, nefa le fisainako tô tsy @ zany |
Efa bobon ‘indry zao ny foko, ka ialako tsiny raha hoe hadisoako |
Lay fitia tsy mitsaha-mitombo, madio tsy mitapoka, tsy misy loko |
Ref: Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso |
Zay nantenaiko indray mi-pimaso, ilay tsikinao |
Raha namisavisa, ny tontolo rehetra hiova paradisa |
Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin’ny ankaso |
Ny ahy rehefa tia! |
---- |
Ny ahy rehefa tia!---- |
Ny ahy rehefa tia!---- |
(translation) |
The stupidity of these things probably goes unnoticed |
There’s so much I won’t tell you, I’ve come to know you |
So if it doesn't work for you |
I can't speak, I can't speak |
Little has been done, I have already given you |
Please, I'm wrong to ask |
Think no less |
Why not change your love? |
I can't hold it anymore but I'll tell you today |
It doesn’t make sense to go there |
Shading quietly |
Is that what love is all about? |
Ref: I will correct if I am wrong, I will anticipate the future, tomorrow |
Zay I hope to see again, your smile |
In a sense, the whole world will be transformed into a paradise |
Don't let it turn into tears, overwhelmed by tears |
Mine when you love! |
Enw le I have always trusted never betrayed |
If my desire anie enw to be my wife |
I want us to be together and not just friends |
Or your perfume and I know the smell |
Don't deny me, listen to what is in my heart |
Enw after all I already know that I don’t have an owner |
So please don't deny the request |
Don't let happiness be a dream |
I don't know if you're thinking that my mind is so irrational |
The love you have always given me, seems like a little bit of love |
So tell me the truth, I want to know what's in your heart |
Whether it's real or a joke or a friend of yours le mody mi charme |
But zah lu de babo, I want us to be a couple |
Ever since I met you, I've been struck by lightning |
So answer that please wait, the liver really loves so please |
That jokes are turned into love, because mine depends on you |
Ref: I will correct if I am wrong, I will anticipate the future, tomorrow |
Zay I hope to see again, your smile |
In a sense, the whole world will be transformed into a paradise |
Don't let it turn into tears, overwhelmed by tears |
Mine when you love! |
In you there is a tent of love with a normal life |
Listen to my heart pounding and staring at you and my porn |
The face of an angel is in a dream |
The sound of the night never stops ringing |
I tell you today; |
his transformation has become very drastic |
Enw tô took me as a friend, but le thoughts tô not @ zany |
My heart is pounding, so I apologize if I made a mistake |
A ever-increasing tent, clean and uncluttered, colorless |
Ref: I will correct if I am wrong, I will anticipate the future, tomorrow |
Zay I hope to see again, your smile |
In a sense, the whole world will be transformed into a paradise |
Don't let it turn into tears, overwhelmed by tears |
Mine when you love! |
---- |
Mine when you love! ---- |
Mine when you love! ---- |